Teny iditra |
voafahana
(fahana)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
Supported [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Soutenu, appuyé [1.3]
|
|
Teny iditra |
voafahana
(fahana)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa
|
Fanazavàna teny anglisy | Charged, as a gun; fed, as a child; having weft, as a piece of cloth, etc. etc. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | à qui on a fait un cadeau en vivres, qu'on a fait manger, chargé, monté [1.3]
|
Ohatra |
1 | Ny lehilahy rehetra dia samy manam-basy voafahana avokoa.
[2.649]
|
2 | Ny Rova efa voatemitra miararaila telo sosona amin' ny basy voafahana sy lefona miranirany.
[1.437]
|
|
Kamban-teny |
|
|