|
|
|
|

Teny iditra1  voafaritra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fototeny  3  faritra
Haiendriteny 
4  Ny lasa :
Kamban-teny rehetra 
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] marked out, having boundary lines set.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3#155] circonscrit, limité
8  [1.13] délimité; compris entre
Ohatra  9  [2.470] Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka.
10  [2.472] Asa tsy voafaritra mialoha izany, fa arakaraka izay nisy no nampanaovina azy sy ireo vitsivitsy toa azy:
Tovy hevitra  11  finaritra

Fivaditsoratra  12  voafaritra, voarafitra, voarifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10