|
|
|
|

Teny iditra1  voafefy
Fototeny  2  fefy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] used of that which is employed for or made into a fence.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#159] palissadé, défendu, protégé
6  [1.13] clôturé, limité
Ohatra  7  [2.314#] Moa ve dia ny sainy marina mihitsy no voafefy?
8  [2.356#] voafefy taretra lahikely manodidina ilay fonenana vaovao.
Tovy hevitra  9  finefy
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voafefy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11