Teny iditra voafefy (fefy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Used of that which is employed for or made into a fence. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Palissadé, défendu, protégé [1.3]
 Clôturé, limité [1.13]
Ohatra 
1Moa ve dia ny sainy marina mihitsy no voafefy? [2.314]
2Voafefy taretra lahikely manodidina ilay fonenana vaovao. [2.356]
Tovy hevitra finefy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20