|
|
|
|

Teny iditra1  voafingana
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] to be tripped up, to be supplanted.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#171] entravé
Ohatra  5  [2.499#] Ny mieritreritra an' Ikemba ho voafingana teo amin' ny fitondrantena dia lavitra ny sain' i Bina.
Fototeny  6  fingana
Tovy hevitra  7  finingana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10