|
|
|
|

Teny iditra1  voafingana
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fototeny  3  fingana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be tripped up, to be supplanted.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#171] entravé
Ohatra  6  [2.499#] Ny mieritreritra an' Ikemba ho voafingana teo amin' ny fitondrantena dia lavitra ny sain' i Bina.
Tovy hevitra  7  finingana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29