|
|
|
|

Teny iditra1  voafitaka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] deceived, cheated, imposed on
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#174] trompé
Ohatra  5  [2.298] Fa voafitaka izao ny ambaniandro!
6  [2.529] Kanjo, izy no resy sady voafitaka!
7  [2.5] voafitaka Andriambodilova fa Noro sariny
Fototeny  8  fitaka
Tovy hevitra  9  finitaka
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voafitaka io

Fivaditsoratra  11  tafavioka, vato faika, voafitaka, voatafika, voatifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21