|
|
|
|

Teny iditra1  voafitaka
Fototeny  2  fitaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] deceived, cheated, imposed on
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#174] trompé
Ohatra  6  Fa voafitaka izao ny ambaniandro! [2.298]
7  Kanjo, izy no resy sady voafitaka! [2.529]
8  voafitaka Andriambodilova fa Noro sariny [2.5]
Tovy hevitra  9  finitaka
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voafitaka io

Fivaditsoratra  11  tafavioka, vato faika, voafitaka, voatafika, voatifaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21