Teny iditra | voafotsy (fotsy) | ||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||||
Fandikana anglisy | whitened, cleaned. [Richardson 1885] | ||||
Fandikana frantsay | blanchi, approprié [Abinal 1888] | ||||
Teny mitovy hevitra | finotsy | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | voafotsy (voa, fotsy) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | voankazo avy amin' ny hazo kely maniry; fanao fisotro mahasalama ny raviny raha ampangotrahina. [Rajemisa 1985] | ||||
[Betsileo] fandramana [Rajemisa 1985] | |||||
[Sakalava] kirandrambavy [Rajemisa 1985] | |||||
Fandikana anglisy | a shrub, the leaves of which are used as a substitute for tea; also employed for strangury and gonorrhea. A decoction of the same is used in cases of ascites. Aphloia theaeformis, Benn., same as fandramanana [Richardson 1885] | ||||
[Betsimisaraka] Also Psychotria obtusifolia, Lam., same as kirandrambehivavy [Richardson 1885] | |||||
[Sihanaka] also a species of Alsodeia. [Richardson 1885] | |||||
a plant used to make a kind of tea [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | arbuste dont les feuilles servent à faire une boisson comme celle du thé. Aphloia theaeformis, Benn. [Abinal 1888] | ||||
plante pour faire le thé [Hallanger 1974] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry: Ahitra ~ Fahasalamana | ||||
Anarana siantifika | Alsodeia sp., Aphloia theaeformis, Psychotria obtusifolia | ||||
Teny mitovy hevitra | fandramanana ~ kirandrambavy ~ kirandrambehivavy ~ ravimboafotsy | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/01 |
![]() |