|
|
|
|

Teny iditra1  voahidy
Fototeny  2  hidy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#244] fermé à clef, barricadé, mis sous clef, interdit: Voahidy io lalana io (Ce chemin est interdit, fermé)
Ohatra  6  [1.369#] Nalala-tsaina izy, tsy voahidy tao anatina rijan-kevitra.
7  [2.895#92] Nony voahidy ny trano dia lasa izy nihazakazaka nitsoaka any amin'i Fandrava hilaza izao toe-javatra izao, ka navadiny ny fomba filaza azy
Tovy hevitra  8  hinidy
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voahidy io

Fivaditsoratra  10  ahodivi, hidiova, hivoady, hodiavi, hodivai, hovidia, ivadiho, voahidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21