Fizahan-teny

Ohabolana : voahidy

Ohabolana 1Aza manao hoatry ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [2.415 #623]
Aza manao ohatra ny mpitondra tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no hamaha. [2.653]
Aza manao ohatra ny tsitialainga mitondra vola ratsy, ka izy hanidy indray no mamaha. [2.558 #549]
Tsitialainga mitondra vola ratsy, ka ny hanidy indray no voahidy. [2.558 #4462]
Dikanteny frantsayNe faites pas comme le messager royal, porteur de la lance d' argent appelée : celle qui n' aime pas le mensonge. [2.415 #623]

Fizahan-teny