Teny iditra | voaidina (idina) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Poured out, let down, taken down. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on a fait descendre, versé, coulé, fondu [1.3] | |
Ohatra | Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan' ny zatovovavy anao.
[2.996] | |
Fivaditsoratra | idiovana, voaidina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |