|
|
|
|

Teny iditra1  voaidina
Fototeny  2  idina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] poured out, let down, taken down.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Qu’on a fait descendre, versé, coulé, fondu
Ohatra  7  [2.996] Mani-pofona ny menakao tsara, menaka manitra voaidina ny anaranao, koa izany no itiavan' ny zatovovavy anao.

Fivaditsoratra  8  adivinao, diavinao, divainao, idiovana, ivoadian, nivoadia, vidianao, voaidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21