Teny iditra | 1 voajinja |
Fototeny | 2 jinja |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#296] moissonné, coupé |
Ohatra |
6 Mbola maitso izy sady tsy voajinja, kanefa malazo alohan' ny zava-maitso rehetra. [2.996] |
Tovy hevitra | 7 jininja |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |