Teny iditra | 1 voaka ampinga |
Singan-teny | 2 voaka, ampinga |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza andiam-batan-dehilahy mivoaka manao rodobe mitondra lefona sy ampinga toa manao fampisehoan-kery |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] the exultations of a multitude of people accompanied by waving of shields and brandishing of spears. |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |