|
|
|
|

Teny iditra1  voakapa
Fototeny  2  kapa
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#310] coupé, ruiné
Ohatra  5  [4.27#2012/05/24] taonina ny hazo sarobidy voakapa ary.
6  [2.69#] Dia nokapain' ny alika ny vololon-drofia, ka nony efa voakapa dia hoy izy
Haiendriteny 
7  Ny lasa :
Tovy hevitra  8  kinapa

Fivaditsoratra  9  voakapa, voapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21