|
|
|
|

Teny iditra1  voambolana
Singan-teny  2  voa, volana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitambaran' ny teny rehetra fampiasa amin' ny sampam-pahaizana iray
Rakibolana nofintinina
5  [1.62] voanteny fampiasa manokana amina seha-pahalalana na sehatrasa
boky mirakitra ny tanisateny fampiasa manokana eo amin' ny sehatra iray ka amin' izany ny teny iditra tsy voatery anolorana ny fahalalana rehetra mety ilain' ny mpampiasa
lisitra araka ny abidia sy fanazavana ny voambolan-tsehatra manokana, ohatra momba ny tranomboky, nampiasana teo anatin' ny boky
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] lexique
7  [1.66, 1.67] vocabulaire
Ohatra  8  Ndeha ho tsiahivina aloha ny famaritana ny voambolana “itsinjaram-pahefana”. [4.27]
9  Be ny fitoviana na eo amin' ny voambolana na eo amin' ny firafitry ny voambolana sy ny teny. [2.508]
Voambolana  10  Haiteny
Mpanahaka  11  voanteny
Kamban-teny 
Lohateny  13  Voambolana ampiasaina eo amin' ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena : Vocabulaire pour l' éducation civique des jeunes (Akademiam-pirenena Malagasy)
14  Voambolaña malagasy-malagasy (frantsay) : Lexique malagasy-malagasy (français) (Service de la Logistique Pédagogique)
15  Voambolana momba ny fanabeazana sy ny fanofanana : Vocabulaire de l'éducation et de la formation (Akademiam-pirenena Malagasy)
16  Voambolana momba ny zahatany : Vocabulaire du tourisme (Akademiam-pirenena Malagasy)
17  Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/30