|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voampano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ilazana ireo mibontsimbontsina madinika amin' ny hoditry ny zaza, izay vokatry ny hafanana
Voambolana  4  Fahasalamana
Fototeny  5  voa

Teny iditra (2/2)6  voampano
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.196] (de voa : graines et fano). Les graines du fano, Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) sont surtout employées pour jouer au katra, un jeu très populaire. On les vend sur les marchés pour cet usage. [Merina]
Voambolana  9  Haizavamaniry
Fototeny  10  voa
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  12  ampovoan, voampano

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02