Teny iditra (1/2) | 1 voampano |
Fototeny | 2 voa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Ilazana ireo mibontsimbontsina madinika amin' ny hoditry ny zaza, izay vokatry ny hafanana |
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 6 voampano |
Fototeny | 7 voa |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.196] (de voa : graines et fano). Les graines du fano, Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) sont surtout employées pour jouer au katra, un jeu très populaire. On les vend sur les marchés pour cet usage. [Merina]
|
Voambolana |
10 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 12 ampovoan, voampano |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |