|
|
|
|

Teny iditra1  voanampotsy
Fototeny  2  voa, anana, fotsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazan-kazo (Melanophylla alnifolia)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de voa : fruit ou graine ; et anampotsy : « qui n'est qu'un légume », qu'une herbe potagère). Melanophylla alnifolia Baker (Cornaceae). Petits fruits comestibles. L'arbuste s'appelle aussi hazomborondreo . La décoction des feuilles sert à préparer un bouillon purgatif. Nom et identité déjà dans Malzac. [Merina]
Voambolana  6  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  tsivoanompa, voanampotsy, voatsimpona

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14