Teny iditra voandelaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kazo lehibe madinidini-dravina, ny voany mavo mitambatambatra ho sampaho [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay (un) lilas: Manitra ny voandelaka (le [...] [tohiny Deverchin: Dictionnaire]
  [Betsileo, Merina] (de voa : fruit ; et lelaka, de l'anglais « lilac », nom donné à cet arbre dont les fleurs rappellent un peu le lilas d'Europe). Melia azedarach L. (Meliaceae). Introduit mais devenu subspontané. D'abord planté comme arbre d'ornement, il s'est rapidement ressemé lui-même, car il produit une multitude de fruits jaunes, eux-mêmes décoratifs lorsque l'arbre perd ses feuilles. Cet arbre, amer dans toutes ses parties, fournit des limonoïdes dont plusieurs paraissent avoir un intérêt thérapeutique. La décoction de ses écorces est administrée contre les diarrhées profuses. Bois d'intérêt secondaire. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Melia azedarach
Tsipelina hafa 
Ohatra Nangetaheta mafy aho fa zary vaky ho tazo ilay fanetserako aninkeheo, saingy tsy nisy tanàna azo niviliana hangataham-pamonjena, fa ny oram-baventy nipatrapatraka tamin' ny sarotron' ny mpilanja kosa no niraraka tahaka ny voandelaka ati-ririnina. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 51]
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31