Teny iditra voangaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay cétoine [Houlder 1895]
 coléoptère noir à raies blanches ; cétoine. Cetonia [Abinal 1888]
Voambolana 
Anarana siantifika Cetonia
Teny nalaina 

2016/03/21