|
|
|
|

Teny iditra1  voangaly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Karazam-boangory mitovitovy amin' ny voanantoka, ny elany misy mitsoriadriaka fotsy (Cetonia) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  cétoine [1.3#843, 2.165]
5  coléoptère noir à raies blanches. Cetonia [1.3]
Ohatra  6  Ny hazo voaroy ihany no hazo voangaly. [2.69#222]
7  Voka-bary tamin' izany ary teny an-tsahan-korom-potsy teny, toe ambody nato iray midoroboka misalohy laingo sy ivezivezen' ny tantely sy voangaly. [2.470#27]
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2020/08/19