Teny iditra | 1 voankanina |
Fototeny | 2 voa, hanina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Sihanaka]
mosavy, vorika 5 [1.1] Aretina azo tamin' ny hanina nisy mosavy Tsy fahalevonan-kanina |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] grande indigestion censée causée par une nourriture ensorcelée |
Ohatra |
7 Ary ny manehitra, mosavy, voankanina: [2.48] |
Voambolana |
8 Fivavahana, finoana |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny voankanina io |
Fivaditsoratra | 10 navankonay, nokavinana, novakanany, voankanina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |