| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : voankanina
|
|
|
| Ohabolana 1 | Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726]
|
| Dikanteny frantsay | Fier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Voan-kanina fony fahavaratra aho : raha mitsinjo rano fotsy mihetsika. [2.558 #4992, 2.653 #3707]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|