|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : voantondro

Ohabolana 1Izay miaritra ny mangidy voantondro dia hahazo ny mamy irain-jehy. [2.415]
Dikanteny frantsayCeux qui savent supporter un doigt d' amertume, trouveront un empan de douceur. [2.415 #5269]
Fanazavana frantsayLa constance et la peine sont récompensées, et après l' amer vient le doux. [2.415 #5269]

Ohabolana 2Vehivavy tsara tarehy petaka orona : voantondro iray monja no tsininy. [2.415 #1794, 2.653 #3656]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona, voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601]
Vehivavy tsara tarehy petaka orona: voatondro iray monja no tsininy. [2.165 #1298]
Vehivavy tsara tarehy petak' orona : ilany kely no tsininy. [2.558 #4917]
Zazavavy soa petaka orona: voantondro iray no tsininy. [2.415 #1601, 2.653 #3785]
Zazavavy tsara voavitsy petak' orona : voatondro iray no tsininy. [2.558 #5099]
Dikanteny frantsayFemme jolie mais qui a le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour qu'elle soit parfaite. [2.415 #1794]
Jeune fille agréable ou femme au joli visage avec le nez camus : il ne s' en faut que d' un travers de doigt pour quelle soit parfaite. [2.415 #1601]
Une belle femme avec un nez écrasé: elle n' a qu' un tout petit défaut. [2.165]
Fanazavana frantsayBien difficilement tout est parfait ; ce proverbe se disait des choses qui n' avaient qu' un léger défaut. [2.415 #1601]

Fizahan-teny