|
|
|
|

Teny iditra1  voantso
Fototeny  2  antso
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] called, summoned.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] appelé, proclamé, invoqué
Ohatra  7  [2.643#51] voantso fanindroany tokoa aho tamin' ny taona manaraka
8  [2.996] Jereo ange, ry rahalahy, izato hianareo voaantso e
Tsipelina hafa  9  voaantso

Fivaditsoratra  10  navotso, voantso, vontosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21