Teny iditra voaomana (omana)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Decorated, dressed, made ready [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Orné, arrangé, préparé [1.3]
Ohatra 
1Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [2.4]
2Ny soavaly voaomana hiady [2.996]
Haiendriteny 
Ny lasa : voaomana, voaomako, voaomanao, voaomany, voaomantsika, voaomanay, voaomanareo, voaoman', voaoman-, voaomam-, voaoma-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20