|
|
|
|

Teny iditra1  voapaoka
Fototeny  2  paoka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#477] enlevé, raflé lestement
Ohatra  5  Iza no nanao ny sabany ho tahaka ny vovoka, ary ny tsipìkany ho tahaka ny vodivary voapaoka? [2.996#29.041.002]
Tovy hevitra  6  pinaoka

Fivaditsoratra  7  voapaoka, voapoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21