Teny iditra voaray (ray)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Received, accepted, taken; jointed, united. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Reçu, accepté, pris [1.3]
Ohatra 
1Ho voaray malaky kosa anefa izy [2.117]
2Voaraiko ny volan'Ikotobe ariary dimy [2.59]
3Nikiaka kosa ilay kely nony voarain-dRaleva [1.281]
4Ary rehefa asehony ny taratasy fanaikena koa efa voarainy ny vola [2.366]
5Toa te-hilaza fa efa voarain' i Bina izay ilay sary fotografy nalefany [2.499]
Haiendriteny 
Ny lasa : voaray, voaraiko, voarainao, voarainy, voaraintsika, voarainay, voarainareo, voarain', voarain-, voaraim-
Ny hoavy : ho voaray, ho voaraiko, ho voarainao, ho voarainy, ho voaraintsika, ho voarainay, ho voarainareo, ho voarain', ho voarain-, ho voaraim-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20