Teny iditra | 1 voaroihazo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazana voaroy fihinan' ny landy ny raviny, ka izany no anaovana azy koa hoe "Hazondandy" 4 [1.13] karazan-kazo fihinan'ny bibin-dandy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#841, 1.13] mûrier 6 [1.196] (de voaroy et hazo : arbre ; ou hazondandy : arbre de ver à soie). Noms des mûriers introduits et cultivés pour l'élevage du ver à soie introduit, Bombix mori. Tous appartiennent à l'espèce Morus alba L. (Moraceae). On distingue les variétés à petites feuilles, Morus alba var. indica Bureau (= Morus indica Rumphius), comprenant elles-mêmes des formes à fruit blanc et des formes à fruit noir et les variétés à grandes feuilles, introduites plus récemment : Morus alba var. latifolia (Poir.) Bureau. (= M. multicaulis Perrottet). L'artisanat de la soie très actif aux 18e et 19e Siècles à Madagascar, est actuellement plutôt en régression devant l'importation des textiles étrangers. [Merina] |
Ohatra |
7 [2.996] Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray hianareo, dia mahazo milaza amin' io voaroihazo io hoe |
Voambolana |
8 Haizavamaniry: hazo |
Fototeny | 9 voaroy, hazo |
Tovy hevitra | 10 hazondandy, voaroy |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |