|
|
|
|

Teny iditra1  voaroihazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fototeny  3  voaroy, hazo
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazana voaroy fihinan' ny landy ny raviny, ka izany no anaovana azy koa hoe "Hazondandy"
5  [1.13] karazan-kazo fihinan'ny bibin-dandy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#841, 1.13] mûrier
7  [1.196] (de voaroy et hazo : arbre ; ou hazondandy : arbre de ver à soie). Noms des mûriers introduits et cultivés pour l'élevage du ver à soie introduit, Bombix mori. Tous appartiennent à l'espèce Morus alba L. (Moraceae). On distingue les variétés à petites feuilles, Morus alba var. indica Bureau (= Morus indica Rumphius), comprenant elles-mêmes des formes à fruit blanc et des formes à fruit noir et les variétés à grandes feuilles, introduites plus récemment : Morus alba var. latifolia (Poir.) Bureau. (= M. multicaulis Perrottet). L'artisanat de la soie très actif aux 18e et 19e Siècles à Madagascar, est actuellement plutôt en régression devant l'importation des textiles étrangers. [Merina]
Ohatra  8  [2.996] Raha manam-pinoana ohatra ny voan-tsinapy iray hianareo, dia mahazo milaza amin' io voaroihazo io hoe
Voambolana  9  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  10  hazondandy, voaroy
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29