Teny iditra voaroimainty (voaroy, mainty)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana voaroy mainty [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] (de voaroy: nom général des mûrons ; et mainty : noir). Rubus apetalus Poir., Rubus myrianthus Baker et Rubus pauciflorus Baker (Rosaceae). Fruits comestibles, plus ou moins savoureux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Rubus apetalus, Rubus myrianthus, Rubus pauciflorus
Mpitovy hevitra voarointsilo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31