|
|
|
|

Teny iditra1  voasakana
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie
Ohatra  5  [2.508] Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama.
6  [2.298] Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany.
Fototeny  7  sakana
Haiendriteny 
8  Ny lasa :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11