Teny iditra voasaratsaraka (saratsaraka (saraka))
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Ohatra 
1Mazava ny fanonony ny teny, voasaratsaraka ny sylaba ary maha-te-hihaino ny feony [2.356]
2Ny nantenainy tamin' izany, dia ny hahazo antsika voasaratsaraka mba hanolorany ny fanjakan' ny Persa ho an' ny Masedoniana [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20