|
|
|
|

Teny iditra1  voasatroka
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#588] qu’on a coiffé, ce dont on a coiffé, a qui l’on a donné un chapeau
Ohatra  4  Reheta vita akanjo sy voasatroka Razafindrahety, dia nentin-drizareo Manampahefana niala tamin' ny namany, ka nasehony tamin' ny olona tao AnatiRova avaratra. [2.649#1108]
Haiendriteny 
5  Ny lasa :
Tovy hevitra  6  sinatroka

Fivaditsoratra  7  voarotsaka, voasakotra, voasatroka, voasokatra

Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28