Teny iditra | 1 voasisika |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#610] qu'on a fourré dans, qu'on a introduit de force, qu'on a corrompu par des cadeaux, dans quoi on a fourré, on a introduit de force |
Ohatra |
5 [2.529#116] Fanaka sarobidy sy sary hoso-dokon' ny kalazalahy no nandravaka ny efitra, ary boky tsara tarehy sady fantatra eran' izao tontolo izao no voasisika tetsy sy teroa teny anelanelany teny. |
Fototeny | 6 sisika |
Tovy hevitra | 7 sinisika |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny voasisika io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/30 |
![]() |