Teny iditra | 1 voasoritra |
Fototeny | 2 soritra |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 rayé, marqué, séparé par des traits, par des lignes (fortune) qu’on a divisée [1.3#633] |
Ohatra |
6 Andraikitra voasoritra ny ahy, raikitra eto aho ka tsy afa-miala.
[2.643#195]
7 eny, tongotra' mby an-dakana aho, ketsa voasoritra, tandro-boahihy. [2.69#225] |
Kamban-teny rehetra |
|
Tovy hevitra | 9 sinoritra |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny voasoritra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |