Teny iditra voatafo (tafo)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Dont on a fait le toit, qu’on a couvert [1.3]
Ohatra Ny trano tamin' izay, dia mbola tsy voatafo, ka samy namonjy nialoka aloha ny olona. [2.649]
Tovy hevitra tinafo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20