Teny iditra | 1 voatamby |
Fototeny | 2 tamby |
Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#658] loué, engagé |
Ohatra |
6 voatamby sa voakarama sy voafehy vava no izahay ray aman-dreny avy no tsy ama-miteny? [2.131#314] 7 Ary eto no misy voakolikoly sy voatamby vola hanolotra ity tany ity amin'ny Zanakantitra. [2.588#] |
Tovy hevitra | 8 tinamby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |