Teny iditra | 1 voatango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
voatavo fihinana 4 [1.1] Karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] a kind ot muskmelon |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] espèce de melon musqué 7 [1.196] (de tango : action de couper au couteau les feuilles ou les autres organes végétaux). Cucumis parvifolius Cogn. (Cucurbitaceae). « Le melon malgache » d'après Vérin, Terre Malgache, 6 (juillet 1969), p. 95-104. Les jeunes pousses, fleurs et jeunes fruits étaient consommés comme légumes potagers. [Merina] 8 [Sihanaka] 9 [Tsimihety] |
Ohatra |
10 [2.69#] ary toa valala voatango ka very fanahy mbola velona. 11 [2.472#] Ny voanjo voatango indray andro dia taomina lolohavina an-tsobika entina mody. |
Voambolana |
12 Haizavamaniry: voankazo |
Singan-teny | 13 voa, tango |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny voatango io |
Lahatsoratra |
20 Randzavola: voatango ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 21 tongoava, voatango |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/03 |
![]() |