|
|
|
|

Teny iditra1  voatango
Fototeny  2  voa, tango
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] voatavo fihinana
5  [1.1] Karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.7] a kind ot muskmelon
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] espèce de melon musqué
8  [1.196] (de tango : action de couper au couteau les feuilles ou les autres organes végétaux). Cucumis parvifolius Cogn. (Cucurbitaceae). « Le melon malgache » d'après Vérin, Terre Malgache, 6 (juillet 1969), p. 95-104. Les jeunes pousses, fleurs et jeunes fruits étaient consommés comme légumes potagers. [Merina]
9  [Sihanaka]
10  [Tsimihety]
Ohatra  11  ary toa valala voatango ka very fanahy mbola velona. [2.69#]
12  Ny voanjo voatango indray andro dia taomina lolohavina an-tsobika entina mody. [2.472#]
Voambolana  13  Haizavamaniry: voankazo
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny voatango io
Lahatsoratra  19  Randzavola: voatango ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  20  tongoava, voatango

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21