Teny iditra | 1 voatavontay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier. Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac). |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: anana |
Singan-teny | 6 voatavo, tay |
Fivaditsoratra | 7 vatovatoina, voatavontay |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |