Teny iditra voatavo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] arivolahy (voatavo) [Rakotosaona 1972]
 Anarana iombonana ilazana karazan-javamaniry fihinam-boa fanao fangaron-daoka izay toy izao ny toetoetrany: ny voany lehibe malamalama, ny tahony poaka aty mandadina, ny raviny mitapelaka misy lainy. [Rajemisa 1985]
 karazan-javamaniry mandadina [SLP 1986]
Famaritana frantsay melon, citrouille, potiron [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny voatavo ity (2): Voatavo, Voatavolava

Teny iditra Voatavo (voatavo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Haianarantany voatavo

2013/04/01