|
|
|
|

Teny iditra1  voatavontay
Singan-teny  2  voatavo, tay
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika
Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier. Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac).
Voambolana  6  Haizavamaniry: anana

Fivaditsoratra  7  vatovatoina, voatavontay

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17