|
|
|
|

Teny iditra1  voatentina
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#697] tacheté, barbouillé
Ohatra  5  [2.4#93] Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana.
Fototeny  6  tentina
Tovy hevitra  7  tinentina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11