|
|
|
|

Teny iditra1  voatentina
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fototeny  3  tentina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#697] tacheté, barbouillé
Ohatra  6  [2.4#93] Hita niavaka tsara teny izany, hany ka ohatra ny tamin' izaho voatentina voatabia ihany ity, nojerijeren' ny olona teny am-pandehanana.
Tovy hevitra  7  tinentina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12