|
|
|
|

Teny iditra1  voatety
Fototeny  2  tety
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#699] Qu’on a parcouru, sur quoi on a passé, qu’on a énuméré
Ohatra  6  [2.445#103] dia voatety izao tontolo izao.
7  [1.212#] voatety hatreny amin'ny mpivaro-damba ao anatin'ny fotoana kely foana!
Tovy hevitra  8  tinety
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voatety io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11