|
|
|
|

Teny iditra1  voatifitra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#703] sur quoi on a tiré
Ohatra  4  [2.48] Ary nony niady izy, voa tifitra izy, dia maty.
5  [2.324#] Tsy mbola nisy nihetsika ny olona, fa samy nasian'ny ahiahin'ny ho voatifitra ihany.
Fototeny  6  tifitra
Tovy hevitra  7  tinifitra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny voatifitra io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11