Teny iditra | 1 voatifitra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fototeny | 3 tifitra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#703] sur quoi on a tiré |
Ohatra |
5 [2.48] Ary nony niady izy, voa tifitra izy, dia maty.
6 [2.324#] Tsy mbola nisy nihetsika ny olona, fa samy nasian'ny ahiahin'ny ho voatifitra ihany. |
Tovy hevitra | 7 tinifitra |
Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny voatifitra io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |